INFO

Pour plus d’informations sur les réunions du yoga est Sahaja Madagascar s’il vous plaît appelez 033 75 634 41 pour plus de détails.

11 responses to this post.

  1. I love your site. Keep it up !

    Reply

  2. Posted by franck on December 31, 2009 at 6:36 am

    Bonjour,

    nahita itypage ity dia liana aho…saika hanontany aho hoe, ny yoga ve possible manasitrana ny aretina toy ny hernie discale ?? manana an io aretina io aho nefa tsy te hanao operation sao mitera doza…
    miandry ny valiny, ary misaotra mialoha…

    Franck

    Reply

  3. Posted by tantely on January 7, 2010 at 6:21 am

    Bonjour Franck,

    Ny Sahaja Yoga no tena possible manasitrana ny retina rehetra na ireo aretina zay tsy hitan’ny pitsabo.aza. Ka afaka manampy anao ny fanaovana anizy io.

    Tantely

    Reply

    • Posted by PAUL on November 29, 2011 at 11:57 am

      Bonjour TANTELY,
      manao ahoana ?Inona ny vaovao ?
      Miandry anao FORT DAUPHIN ato
      Mangatsiaka ny collectivité
      PAUL SAHAJ FORT DAUPHIN
      VALIO

      Reply

  4. Posted by Miray on August 20, 2010 at 1:24 pm

    Miarahaba e!

    Raha te anao yoga dia aiza eto Tana no misy manao azy fa tena ilaiko fatratra hanampiana ny fitsaboana tena ataoko.

    Mila valiny maike !

    Reply

  5. Posted by PAUL on November 29, 2011 at 12:29 pm

    Misy MIRACLE KELY:
    Indray andro zaho nitondra sahaj yogi anankiray nanao bain de pieds
    tany amorondranomasina; sendra niavy ny orana t@ zay(ny 25/11/2011)
    tokony t@ 5 ora teo.Rehefa vita ny bain de pieds-nay dia indro nisy
    varatra nipoaka niaraka t@ hazavana mahafinaritra sy feon-tsaka avy
    any anaty ranomasina.
    MISAOTRA AN’I MERE SHRI MATAJI FA ENERGIE BE ZANY
    PAUL SAHAJ YOGI FORT-DAUPHIN

    Reply

  6. Posted by tantely on December 9, 2011 at 7:02 am

    bonjour Paul,

    ny vaovao mo dé zao vita tsara , tontosa tsara lé programme tour Tuléar sy Diégo teo noho i Shri Mataji!

    ka eto tana dray zao , ka maniry ny hanao program ny 18 decembre 2011 zao e!
    ka ba tohany mafy @ vibration mba ho fahombiazana tanteraka e!

    dé aza kivy zany fa toga any fona @ fotona mapety azy e!

    mahereza mamaonjy ny colléctive fona dé bonne méditation
    mampamangy ao @ Sahaja rehetra ao

    tantely

    Reply

  7. Posted by andry aina on January 19, 2013 at 1:21 pm

    bonjour tantely!
    Aiza kay ny ashram aty Majunga fa te hanohy ah aty nefa tsi hitako

    Reply

  8. miarahaba o!
    za koa mba mitady toerana fanaovana yoga eto tana fa tsy mahita, vao hanomboka mitsy mba toroy hevitra azafady! misaotra!

    Reply

  9. tsara fantatra hoe , aiza ny toerana misy anao? hafahako manoro ny toerana direct hafahanao manao pratique direct sady afaka hampiana bebekokoa ra mety aminao.

    misaotra

    Reply

  10. Message to Patricia Besson,

    bounjour,

    afaka lazainao hoe aiza ny toearana misy anao hafahako manoro toerana fanavana méditation ve?

    Tantely

    Reply

Leave a reply to Peter Cancel reply