Pour plus d’informations sur les réunions du yoga est Sahaja Madagascar s’il vous plaît appelez 033 028 99 75 pour plus de détails.
Pour plus d’informations sur les réunions du yoga est Sahaja Madagascar s’il vous plaît appelez 033 028 99 75 pour plus de détails.
Posted by knowledgetoday on March 29, 2009 at 3:24 pm
I love your site. Keep it up !
Posted by franck on December 31, 2009 at 6:36 am
Bonjour,
nahita itypage ity dia liana aho…saika hanontany aho hoe, ny yoga ve possible manasitrana ny aretina toy ny hernie discale ?? manana an io aretina io aho nefa tsy te hanao operation sao mitera doza…
miandry ny valiny, ary misaotra mialoha…
Franck
Posted by tantely on January 7, 2010 at 6:21 am
Bonjour Franck,
Ny Sahaja Yoga no tena possible manasitrana ny retina rehetra na ireo aretina zay tsy hitan’ny pitsabo.aza. Ka afaka manampy anao ny fanaovana anizy io.
Tantely
Posted by PAUL on November 29, 2011 at 11:57 am
Bonjour TANTELY,
manao ahoana ?Inona ny vaovao ?
Miandry anao FORT DAUPHIN ato
Mangatsiaka ny collectivité
PAUL SAHAJ FORT DAUPHIN
VALIO
Posted by Miray on August 20, 2010 at 1:24 pm
Miarahaba e!
Raha te anao yoga dia aiza eto Tana no misy manao azy fa tena ilaiko fatratra hanampiana ny fitsaboana tena ataoko.
Mila valiny maike !
Posted by PAUL on November 29, 2011 at 12:29 pm
Misy MIRACLE KELY:
Indray andro zaho nitondra sahaj yogi anankiray nanao bain de pieds
tany amorondranomasina; sendra niavy ny orana t@ zay(ny 25/11/2011)
tokony t@ 5 ora teo.Rehefa vita ny bain de pieds-nay dia indro nisy
varatra nipoaka niaraka t@ hazavana mahafinaritra sy feon-tsaka avy
any anaty ranomasina.
MISAOTRA AN’I MERE SHRI MATAJI FA ENERGIE BE ZANY
PAUL SAHAJ YOGI FORT-DAUPHIN
Posted by tantely on December 9, 2011 at 7:02 am
bonjour Paul,
ny vaovao mo dé zao vita tsara , tontosa tsara lé programme tour Tuléar sy Diégo teo noho i Shri Mataji!
ka eto tana dray zao , ka maniry ny hanao program ny 18 decembre 2011 zao e!
ka ba tohany mafy @ vibration mba ho fahombiazana tanteraka e!
dé aza kivy zany fa toga any fona @ fotona mapety azy e!
mahereza mamaonjy ny colléctive fona dé bonne méditation
mampamangy ao @ Sahaja rehetra ao
tantely