ho antsika vahoakan’ny Antananarivo zay liana té- hanao ny Méditation dia ny SAHAJA YOGA dia mampiantra antsika zany Méditation , zay maimaipona ary tsy hakanavaka na kely na lehibe na lahy na vavy
ko araraoty ary fa fotona zao hiananao anatin ny la paix intérieur !
Bonjour,
intéréssée amin’ny méditation sy ny yoga ny tenako fa mba mety mahazo contact ve?
Aiza ny toerana anaovana azy (mba mety centre ville ve?), sy ny fotoana (manana contrainte temps ihany aho).
Misaotra mialoha.
Posted by tantely on December 15, 2011 at 1:56 pm
ho antsika vahoakan’ny Antananarivo zay liana té- hanao ny Méditation dia ny SAHAJA YOGA dia mampiantra antsika zany Méditation , zay maimaipona ary tsy hakanavaka na kely na lehibe na lahy na vavy
ko araraoty ary fa fotona zao hiananao anatin ny la paix intérieur !
tantely
Posted by Rova on January 21, 2012 at 5:55 pm